Video de: Mbola Hafa Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Mbola Hafa 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Mbola Hafa Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Mbola Hafa Lyrics


Sambatra aho eo anilanao

Ry Tompo tia sy mpamindra fo

Fa mbola hafa ny fitiavanao

Navelanao ny hadisoako



Ny vavaka izay tononona

Raha miresaka aminao

Dia nahitako fiononana

Nitondra hery vaovao



Ref: Fa mbola hafa Ianao ry Ray

Mahatahiry sy mamindra fo

Mikolokolo ny Fanahy
Mikarakara manasoa

Tsy mba navelanao ho irery

Hiatrika ady mahavaky loha

Fa indro tonga Ianao nijery

Fitia tsy mananmpaharoa





Raha mbola hisy koa ny farany

Ny fanantenana no hiraina

Samy hahazo ny anjarany

Fambola ho avy ny maraina



Ny sandrinao no hifikirako
Ny teninao no hianteherako

Sambatra loatra ny anilanao

Fa mbola hafa ny FITIAVANAO



Sambatra aho, afaka, Tompo ô! Misaotra Anao.....

Mbola Hafa » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.