Video de: Mangetaheta Anao Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Mangetaheta Anao 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Mangetaheta Anao Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Mangetaheta Anao Lyrics


Nofo karankaina, mangetaheta fatratra Anao ô ! ô

No indro mitaraina

Ianao 'lay andon’ny maraina vaovao tsy mba mety ritra

Ianao manondraka ny tany hay

'Ty foko maina sy mitriatra

Mangetaheta fatratra Anao Ray



'Zao rehetra izao, manora-tena ho fatratra avokoa

Manefitr’ahy aminao

Mamilivily saina sy ny fo

Izaho tsy manan-kery, tsy mahalia lalana aho ry Ray

Koa aza avelanao irery

Miatrika ireo ady mahamay
Andrasako eto ny fotoana hiavianao

Ho avy Ianao finoako lalina ao am-poko izany

Nefa aza ela loatra fa mijaly indrindra aho

Mangetaheta Anao ity foko sasa-mitomany

Mangetaheta Anao » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.