Video de: Ianao No Raiko Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Ianao No Raiko 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Ianao No Raiko Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Ianao No Raiko Lyrics


Ianao no Raiko loharanom-pamonjena

Ianao lazaiko fanovozam-pahendrena

Reraka ny aiko tsy avelanao hivena

E,e, Ianao no tena Raiko manana ilay fo onena



Ny fiakarana mideza, ny adim-piainana mafaitra

Tsy misy avelanao hateza, tsy misy ataonao tsy ho laitra

Vao maika koa tafionao aina, fanahy mahery sy finoana

Ianao mampody ny taraina, ho risi-po tsy mba midona

Na inona midona, eny hozakaiko

Fa Ianao no Raiko



Iny aho nivily fa mba tia hizaka tena
Dia nandao Anao RAy tsy nanaiky hofefena

Trotraky ny ditra aho eny miaiky ny faharesena

E,e, mbola Ianao ry raiko nisahirana nitsena

Ianao No Raiko » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.