Video de: Andriamanitra Tsy Mandao Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Andriamanitra Tsy Mandao 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Andriamanitra Tsy Mandao Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Andriamanitra Tsy Mandao Lyrics


Ry mpanota ô tsarovy f’Andriamanitra tsy mandao

Andriamanitra tsy mandao e ! Tsy mandao anao

Fa ianao no maniasia, Mandeha mizotra miankavia

Fa Andriamanitra tsy mandao e ! Tsy mandao anao

Fa ianao no mamilafila sady mitady ho toa tsy mila Azy

Fa Izy dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao



Fa raha nanafatra anao Izy ka niteny manao hoe :

" Lalan-kely arahina Fa aza mizotra amin’ny lalam-be ! "

Tsy nino an’izany ianao, Fa io hoy ianao no hita fa tena tsara

Nefa io izoranao io e, any an-davaka no miafara



Fa raha naniraka anao Izy ka niteny manao hoe :
" Mitoria ny Filazan-tsara Ho ren’ny olona marobe ! "

Ianao tsy nitory fa natahotra ny hifandona amin’i losifera

Tsy mba nanana Finoana fa vao voadona dia efa nianjera



Fiv farany :

Ry sakaiza ô tsarovy fa ny Tompo dia tsy mandao

Fa ny Tompo dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao

Fa ianao no maningatsingana, Sasa-miarina fa voafingana

Fa Izy dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao

Fa ianao tia ny mialangalana, Te hiverina antsa-dalana

Fa Izy dia tsy mandao e ! Tsy mandao anao

Andriamanitra Tsy Mandao » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.