Video de: Tsy Avelanandriamanitra Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Tsy Avelanandriamanitra 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Tsy Avelanandriamanitra Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Tsy Avelanandriamanitra Lyrics


Tsy avelan’Andriamanitra hiraviravy tànana tanteraka

Ireo zanany miady saina mila ho reraka;

Tsy avelany hamoy fo tafiny herin-tsaina hahazaka

Ka na inona manjo dia tohanany hitraka



Ref:

Efa mba nisy ve, hatramin’ny elabe masoandro nody takariva

Ka tsy niverina mba hanazava indray ’lay maraina

Tsy mba drafitr’Andriamanitra ny fahoriana tsy azo laizina

Hahitany ireo voahariny ho farahidiny amin’ny maizina

Ny ranomaso sy tomany

Na dia mirotsaka aza tsy mateza fa fafany
Raha tsaroana ho mikija ny ranon’oram-be mivatravatra

Mibosesika ny alahelo tsy omby tratra;

Tsapanao ho mielina ny hafaliana sy ny andro tsara

Lasalasa ny vinany fa toa mivilana ny zara

Tsy Avelanandriamanitra » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.