Video de: Ny Tompo Momba Anao Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Ny Tompo Momba Anao 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Ny Tompo Momba Anao Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Ny Tompo Momba Anao Lyrics


Ianao ilay hoe tsy manam-piahy

Amin'izao fiainana izao

Matokia dia aza manahy

Fa ny Tompo momba anao

Ianao ilay hoe mosarena

Diso anjara fitiavana

Ho anao ny famonjena

Dia ilay tena havana



Fiv :

Fa ny Famonjen’i Kristy

Manome fiainam-baovao

Manasitrana ny fo
Naratran'ny adim-piainana tety



Koa raha mandeha miampita ny ony

Tsy hanafotra anao izy anie

Aza miherikerika intsony

Fa ny Tompo momba anao

Aza ataonao ho irery ianao

Raha manary anao ny havanao

Ny olombelona no mandao

Fa ny Tompo momba anao

Ny Tompo Momba Anao » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.