Video de: Harena Sy Fananako Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Harena Sy Fananako 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Harena Sy Fananako Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Harena Sy Fananako Lyrics


Ianao Jeso no manasitrana ahy

Ka tsy hanafenako ny aretiko

Ny indrafonao tsy hay faritana

No manamaivana ny zioga entiko

Ianao ilay nihombo teo Kalvary

No anankinako ny fiainako

Ianao mahita ny adin-tsaiko ety

No antenaiko hampody ny marainako



Tsy avelako Ianao Jesosy ô !

Raha tsy mandray ny tanako

Ka idongiako tsotra izao

Ho HARENA SY FANANAKO
Mba manana an’iza moa aho ?

Fa Ianao no Tokiko !

Matoa miantoraka Aminao

Ry Raiko sady Zokiko



Inty aho Jeso raha toa ka sitrakao

Miaraka amin’ny halotoako

Manolo-tena ho diovinao

Manorina Aminao ny finoako

Na toa ny voatsinampy bitika

Ka avelanao hiantefa ao am-po

Ny sombin-dranao mba mipitika

Izay dia efa ampy hanadiovana ahy tokoa
Tsy avelako Ianao Jesosy ô !



Ny fahotan’izay mangeja ahy

Ka toa mampisaraka ahy Aminao

Dia ivalozako eto anio ry Ray

Mba ahazoako ny fiainan-baovao

Koa hamasino ho mendrika Anao

Mba ho voninahitrao ry Ray Tsitoha

Izao fanoloran-tenako izao

Ampio hahay hifikitra Aminao tokoa



Tsy avelako Ianao Jesosy ô !

Harena Sy Fananako » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.