Video de: Eo Ambany Fahasoavanao Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Eo Ambany Fahasoavanao 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Eo Ambany Fahasoavanao Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Eo Ambany Fahasoavanao Lyrics


Fantatrao fa tsy tanteraka aho ry Tompo ô !

Nefa endrey fa nanankinanao asa

Tao anaty alin-kisa no niantsoanao ahy

Mba ho isan’ireo irakao



Fiv :

Inona e, Raiko ô, no hatahorako

Raha Ianao no mitsilo ’zany diako ?

Izay miaraka Aminao e tsy mba manana ahiahy

Fa mahery matoky am-panahy



Tsy miafina Aminao ny halotoako ry Ray ;

Koa hamasino ho mendrika Anao
Ka mba ho eo ambany fahasoavanao tokoa

No hanekeko ho irakao



Hiainga aho hamakivaky lalan-tsarotra

Mety ho kivy satria nofo ihany aho

Rehefa injay fa mila hiraviravy tanana

Mba misehoa Ianao



... Eo ambany fahasoavanao

Eo Ambany Fahasoavanao » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.