Video de: Ianao No Niantso Ahy Lyrics Amaf » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Ianao No Niantso Ahy 2025 Amaf » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Ianao No Niantso Ahy Lyrics Amaf » Lyrics

Amaf - Ianao No Niantso Ahy Lyrics


Raiko ô ! Ianao no niantso ahy tanaty hadalana

Fony aho nanjehy ny androko

Koa atolotro mba ho sasanao ity tenako maloto

Nihosom-bovoka hatrizay



Inty aho manohina ny antso, raiso ry Ray !

Ho fanirakirakao

Mianjahanja anefa ka tsy sahy

Hiandrandra mba hijery Anao

Hiondrika 'aho e, kanefa manantena hahita Anao manolo-tànana ahy



Tompo ô ! Ianao nametraka ahy

Hitoetra andro lava eo an-kavananao ry Ray
Tsy nataonao ho isan’ny mpanompo fa zanaka malala

No anarana iantsoanao ahy



Raiko ô ! Ianao nifidy ahy

Ho zaza mahatoky, hanjaka eo ankohonanao

Ka hiray latabatra Aminao toy ireo Apositoly

Niara-paly taminao

Ianao No Niantso Ahy » Amaf Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.