Video de: Aleo Aloha Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Aleo Aloha 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Aleo Aloha Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Aleo Aloha Lyrics


Toa ts aritro iany
Ny iandry anao niezaka iany aho fa toa
Ho mafy iany tsy ho eo ianao
Ho rava ve reo zay efa natao?
Tsy maintsy mbola iaona indray andro any
Zao kosa iteny hoe

Tsy andrinao
Tsy kivy aho anefa
Tsy itàna anao akory aho mandéana
Tsy ho ahy intsony ny fonao
Aleo aloha samy haka ho azy indray

Zaho koa nino
Teo foana ianao
Indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
Tsy alaelo iany na koa hoe itomany
F’izaho aloha dia mbola hitraka atrany
Ny momba anao koa efa lavitra ahy
Taraina sisa ny ahy hoe

Tsy andrinao
Tsy kivy aho anefa
Tsy itàna anao akory aho mandéana
Tsy ho ahy intsony ny fonao
Aleo aloha samy haka ho azy indray

Aleo Aloha » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.