Video de: Mankasitraka Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Mankasitraka 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Mankasitraka Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Mankasitraka Lyrics


Bangoiko ho iray 'zay lalantsika hatrizay

Dia nierika aho afa-po mandroso indray

Raiketiko ho fotoana mamy ’zay vita tany aloha tany

Na fifaliana na fihafiana dia tsy hana-tsiny

Tsy nisalasala ianao haneho izay tao am-po tao

Ka niaraka namoy ny dia hoe hifankatia ary ho doria



Mankasitraka aho, hisaorako ianao

Tsy mba mahay miteny aho, ny foko no hameno

Ary hampanetre-tena

Mankasitraka aho



Nifanolotra fitia, hamakivaky ny ho avy sy
Zavona sy fanala masoandro sy hafanana ho eo ihany

Tsy nisalasala ianao, haneho izay tao am-po tao

Ka niaraka namoy ny dia hoe hifankatia ary ho doria



Mankasitraka aho............

Ho valim-pitia, ity hira ity

Ho takatry ny saiko hanehoako tokoa

Izay mba fihetseham-po dia ho feheziko ho ahy ny teny

Mankasitraka aho

Mankasitraka » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.