Video de: Ambondrona Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Ambondrona 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Ambondrona Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Ambondrona Lyrics


Toerana taloha nahitana ny hatanorana
Toerana fahiny nandalovan'ny fahazazana
Toeran’ny fahendrena nitoeran'ny hadalana
Nahitana ny mangidy sy ny nahitana ny mamy

Nilalaovana fahiny(raha) raha mbola tsy nanan-tsiny
Nahalalana ny fitia ,taty aoriana ary ankehitriny

Tsinona izany,fa ilay tanàna,atolotray mpivazo
Ho an'ireo akama sy ho an’ireo izay hiaraka aminay oh oh oh oh

Botry lava be izay mitondra ny anarany any;
Misy vavam-biby raha midina ambanimbany

Nilalaovana fahiny (raha) raha mbola tsy nanan-tsiny
Nahalalana ny fitia,taty aoriana ary ankehitriny
Tsinona izany,fa ilay tanàna ,atolotray mpivazo
Ho an'ireo akama sy ho an'ireo izay hiaraka aminay oh oh oh oh

Ho anareo mpanotrona,na andro izao na mora
Indreto izay mivondrona, vazo an'AMBONDRONA
Hira iray ,tanàna nahabe ,oh oh oh oh

Tsinona izany,fa ilay tanàna ,atolotray mpivazo
Ho an'ireo akama syho an'ireo izay hiaraka aminay oh oh oh oh
Ho anareo mpanotrona,na andro izao na mora
Indreto izay mivondrona, vazo an'AMBONDRONA Hira iray ,tanàna nahabe ,oh oh oh oh
Tanàna nahabe,oh oh oh

Ambondrona » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.