Video de: Eny Sa Tsia Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Eny Sa Tsia 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Eny Sa Tsia Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Eny Sa Tsia Lyrics


Hey, mba andraso kely ange
Te hilaza aminao aho hoe:
"Maika ve ianao?!"

Hey, vetivety fa tsy ela be
Ts'izany mantsy fa te handre
Lay valiny aho

Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
"Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
Ka andraso kely hoy aho
Fa diso ianao (fa diso ianao)
Ka mba valio aho

Toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
Toa noraisinao, ho hanihany!
Nefa tamin’ny fo, sady efa ela moa
Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa

Hey, mba niandry ela aho
Niandry ilay valin-teninao Ka mba lazao
Hey, izaho anie tena tia Ka tsotra ihany "eny sa tsia"
No andrasako aminao

Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
"Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
Ka andraso kely hoy aho
Fa diso ianao (fa diso ianao)
Ka mba valio aho
Toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
Toa noraisinao, ho hanihany!
Nefa tamin'ny fo, sady efa ela moa
Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa...

Eny Sa Tsia » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.