Video de: Averiko Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Averiko 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Averiko Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Averiko Lyrics

Eny ho’aho ,ekeko fa diso aho
Manaiky aho, f’efa nandainga
Ekeko,f’efa nanafiina aho
Fa tsy ratsy loha kosa aloha
Ka hoe hanimba anao

Fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
No manenjika ahy foana amin’izay tsy natao
Eny ho’aho,ekeko fa diso aho
Manaiky aho,f’efa nandainga
Ekeko,f’efa nanafiina aho
Fa tsy ratsy loha kosa aloha

Fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
No manenjika ahy foana amin’izay tsy natao
Averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
Fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina
Tsy ny tany anie no fady ,fa ny manodidina no mampiady
Averiko hatrany,fa ny teninay tsy mety lany

Mitaraina aho,nampahoriany aho
Tohina aho,ankona,tapa-kevitra ny hilalao
Tena sitrakao,ninianao natao
Nampiseho mokondoha sy hankarary ny fo
Ka asa aloha ie,na izaho na ianao avy eo no voa
Fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
No manenjika ahy foana amin’izay tsy natao Averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
Fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina
Tsy ny tany anie no fady ,fa ny manodidina no mampiady
Averiko hatrany,fa ny teninay tsy mety lany

Averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
Fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina

Fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
No manenjika ahy foana amin’izay tsy natao
Averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
Fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina
Tsy ny tany anie no fady ,fa ny manodidina no mampiady
Averiko hatrany,fa ny teninay tsy mety lany

Averiko » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.