Video de: Ny Fitemponny Foko Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Ny Fitemponny Foko 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Ny Fitemponny Foko Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Ny Fitemponny Foko Lyrics


1
Eny an-dalana aho, eny @arabe
Mihevitra sao mba ho hitako eny
‘Lay salovana efa mahazatra ahy
Nofiko ao anatin’ny alina
Namany aho nefa izaho tsy sahy
Ilay endrika efa haiko tsianjery
Vitako sary an-tsaina, tsy an-kijery
Na mitabataba aza ny tontolo
Na ho takona aza aho tsy ahoako akory
Fa ny hanitrany ampy ahy hanimbolo

Ref :
Dia ity fo manontany
Injao ny saina hamaly
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany

Ho reny manakoako any
Ny fitempon’ny foko
An-tsaina fotsiny izy aloha no fihiniko
Fa rehefa eo izy zaho mody tony
Nefa tsy te hiala eo intsony

2
F’izany anefa indraindray
Ty fo tokana mitempo iray
Te hamoaka izay mba faniriana
Miverina manahy ny efa noahiana
Raha lavina koa mbola fahoriana
Ref :
Dia ity fo manontany
Injao ny saina hamaly
Hoe aleoko miandry hatrany
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany

Ho reny manakoako any
Ny fitempon’ny foko
An-tsaina fotsiny izy aloha no fihiniko
Fa rehefa eo izy, zaho mody tony
Nefa tsy te hiala eo intsony

Dia ity fo manontany …
… Nefa tsy te hiala eo intsony

Ny Fitemponny Foko » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.