Video de: Ajanony Any Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Ajanony Any 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Ajanony Any Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Ajanony Any Lyrics


Ajanony any raha toy izany foana
Ajanony any fa mandany fotoana
Vao may mati-kambo,sy mampidingin-drambo
Ajanony any samy miala!

Marary ny aina andeha hamitra-pihavanana indray
Tsy mandry ny saina nefa tsy diso akory zany izahay
Ampanetre-tena sy ampanajana koa
Aleo hono miala tsiny fa ny mpamosavy no to fo

Fiainana mbola hodiavina,tsy hilaozan’izay ratsy fanahy
Misy ndray ankehitriny no miseho milay
Mifamolaka lava izao ;tsy mety indray!

Ajanony any raha toy izany foana
Ajanony any fa mandany fotoana
Vao may mati-kambo,sy mampidingin-drambo
Ajanony any samy miala!

Tsy mety tokoa,ndraindray aza latsa-tomany
Na hoe tsy diso aho,tsy zay no tsiny
Nefa dia voaheloka ihany!
Hamafiso ny saina dia mba mahaiza manindry fo
Fa ny vita mbola lefy avokoa

Fiainana mbola hodiavina,tsy hilaozan’izay ratsy fanahy
Misy ndray ankehitriny no miseho milay
Mifamolaka lava izao ;tsy mety indray!

Ajanony Any » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.