Video de: Inty Aho Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Inty Aho 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Inty Aho Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Inty Aho Lyrics


Lasa ny saiko ry ... ilay silaky ny aina
Atomboko aiza izao fitaizana anao?
Ho tantanako ve mba tsy hianjera
Sa avela kely mba ahay andeha irery
Tena hanao izay heriko aho
Hatafita anao
Na sedra aza ny ao aoriana
Soa lava ahay hamindra
Mbola ho be ny ho atrehinao, inty aho



Ho aiko anie ny hampita ireny
Anatra maro, fahalalàna, fahendrena
Toroy aho ry ray mba ho tena ... ray aman-dreny



Be ireo ratsy fanahy, maro ireo ratsy fo
Ataovy ny tsara, manaova ny soa
Ilay ray ao ambony ao, raiko sady mbola rainao
Izy no fantaro, fa izy no miaro
Mbola ho tojo fitiavana
Rehefa any aoriana any
Raha sendra latsa-tomany
Dingana ihany izany
Raha mila manontany ianao, inty aho
Hanampy izay kely mba aiko
Fitiavana ho anao r'ilay silaky ny aiko
Toroy aho ry ray mba ho tena ... ray aman-dreny

Inty Aho » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.