Video de: Aza Adino Lyrics Ambondrona » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Aza Adino 2025 Ambondrona » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Aza Adino Lyrics Ambondrona » Lyrics

Ambondrona - Aza Adino Lyrics


Io indray ianao
Fa toy ny omaly ihany
Bedy lava izao
Avy eo mitomany

Ireo hafatro taloha
’reo adintsika koa
Tsy nanintsianao ireo diso akory
Ilay nahafotsy rora Nefa ianao raha niteny ahy

Dia lesona avokoa ireny ho ahy
Tsy olo-marina aho
Fa penipenina ny anao

Na ny omaly na ny anio
( Ô ! Ô ! ou ! O ) x2
Mba tsarovy sy tadidivo
Aza adino
Ka rahampitso rahatr’izay
( Ô ! Ô ! ou ! O ) x2
Vao hanenina indray
Ianao iny

Mifona hoy ianao
Tsy hamerina itsony
Tsy nety ny nataoko
Tsy mendrika koa
Eny ary hoy ihany aho
Izay aloha ny anio
Nangina aho, naniky aho
Avy eo, eo ihany no eo

Nefa ianao raha niteny ahy
Dia lesona avokoa ireny ho ahy
Tsy olo-marina aho
Fa penipenina ny anao
Na ny omaly na ny anio
(Ô ! Ô ! ou ! O) x2
Mba tsarovy sy tadidivo
Aza adino
Ka rahampitso rahatr’izay
(Ô ! Ô ! ou ! O) x2
Vao hanenina indray
Ianao iny

Omaly,ny anio
(ny omaly, ny anio )
Tsarovy, tadidio
Aza adino e ! Rahampitso , rahatr’izay
Mba saino ihany io
Vao miala tsiny
Vao hanenina indray
Ianao iny

Aza Adino » Ambondrona Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.