Video de: Ahy Lyrics Andriaina Y The Niconni » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Ahy 2025 Andriaina Y The Niconni » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Ahy Lyrics Andriaina Y The Niconni » Lyrics

Andriaina Y The Niconni - Ahy Lyrics


Tiako
Hijanona ho ahy irery ihany
Ny tsikinao

Fikiriko
Mafy tokoa
Ianao mba tsy andao

Pre Chorus
Nefa, tsy izaho no manapaka
Ny safidinao
Ianao ihany no mahalala
Ireo tianao atao

Chorus
Mila ho latsaka ny ranomasoko
Rehefa misintakan'ny tananao ny tanako
Mahatsiravina ahy fa tsy mba zakako
Ny miheritreritra anao
Tsy ho eo anilako
Ianao tiako ho ahy

Marevaka
Toy ny avana
Ny androko rehefa ianao
Ry fitiavako
Pre Chorus
Chorus

Ahy » Andriaina Y The Niconni Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.