Video de: Tiako Lyrics Andriaina » Lyrics Fox.MusicaDe.Win

Bienvenidos a Fox.MusicaDe.Win Disfruta del Video de: Tiako 2025 Andriaina » Lyrics y comparte musicas con los amigos, Musica Gratis 2025! Fox.MusicaDe.Win!.

Video de: Tiako Lyrics Andriaina » Lyrics

Andriaina - Tiako Lyrics


[VERSE 1]
Raha mba fantatrao
Ny ao anatiko ao
Rehefa mahita anao
Tonga ho zava-tsoa
Ireo fihetsem-po
Mieritreritra anao
Raha mba sitrakao
Dia mba ambarao
Ireo avy any aminao
Sao dia mifanjohy
Ho tantara mitohy oh

[Chorus]
Tiako hitoetra eto ihany
Ilay hafanam-po
Hitondra hafaliana
Foana ny tomany
Ao anatiko ao

[VERSE 2]
Tsaroako sahady ireo fotoana tsara
Mbola tsy niainantsika roa
Tao anatin'ireo nofinofy maro
Tao miseho ho tena misy ireny
Rediredy ve ny ahy
Toa tsy fomba ratsy
Ianao mahalala
Ny andro tsara sy ny ratsy
Mikasika ahy (ahy)

[Chorus]
Tiako hitoetra eto ihany
Ilay hafanam-po
Hitondra hafaliana
Foana ny tomany
Ao anatiko ao

[BRIDGE]
Rediredy ve ny ahy
Rediredy ve ny ahy
Rediredy ve ny ahy oh
Mikasika ahy (ahy)

[Chorus]
Tiako hitoetra eto ihany
Ilay hafanam-po
Hitondra hafaliana
Foana ny tomany
Ao anatiko ao

Tiako » Andriaina Letras !!!
Esta web no aloja ningun archivo mp3©Fox.MusicaDe.Win 2025 Colombia - Chile - Argentina - Mexico. All Rights Reserved.

Musica Online, Escuchar musica online , Musica En Linea, Musica en linea gratis, Escuchar Musica Gratis, Musica Online 2025, Escuchar Musica

Musica 2025, Musica 2025 Online, Escuchar Musica Gratis 2025, Musica 2025 Gratis, Escuchas, Musica de Moda.